Fahafahana in Malagasy (free version) by Achille Razafindramosa

Fahafahana

Raha ho anao ny Fahafahana midika hoe : Mangina iky fa hiteny (hitafa) aho

Raha ho anao ny Fahafahana midika hoe : toy ny any amponja ka ahadonto sy hanafoana ny fandinihana sy ny fisalasalana izay manenika ny andavanandronao
Raha ny Fahafahana ho anao midika hoe : handalina sy hamisavisa amin’ny fomba entitra ny ampitso mba ho tonga lafatra lavitra noho ny anio
Raha ny Fahafahana ho anao midika hoe : Mihidy ao anaty rindrina efatra andinihana akaiky ny zava-misy avoaka ny fahita lavitra sy analavirana ny lafy ratsiny
Raha ny Fahafahana ho anao midika hoe : mijanona ao anaty alina makina sy mangina satria notapenam-bava ireo manodidina
Raha ny Fahafahana ho anao midika hoe : ihinana hanao izay danin’ny kibo nefa hanary ireo …… tsy lany ao anaty …………………………
Raha ny Fahafahana ho anao midika hoe : Ny tsy fahafantarana ny nanavotra anao, no miaro ny fahafahanao, mamatotra (manageja) anao ao anaty fahafahanao
Raha ny Fahafahana ho anao midika hoe : hiandry anao hanavotra( hanafaka) ahy amin’ny tahotro(demoniko) izay lalaiko amin’ny fo iray manontolo
Raha ny Fahafahana no hitsabo ny saiko sy ny eritreritro
Raha mitoetra ao anatiko ny Fahafahana, raha miserana manodidina ahy , eny amin’izay andalovako nefa tsy ho voatsapanao
Raha ny Fahafahana no anasaraka antsika eo amin’ny fiainana noho ny fomba fijery mifanilaka
Raha ny Fahafahana tsapako mangarahara anio nefa tsy hitanao pesipesenina ny momba izany
Noho izany ny Fahafahana amiko dia ny atsimo, ho anao kosa izany dia ny avaratra, ho rivotra mandalo foana ihany ary tsy hitovy tsara (du verbe mitsara) ( na zo)

Nefa kosa, mamelà ahy hanana ny fahafahana manolotra izay azoko omena ao anatin’ny alalaky ny Fahafahako, raha toa ka tianao izany, iray minitra monja na aharitraritra kokoa, mba hanavotako anao amin’ny vesatry ny Fahafahako.

Marion Bloem